Parlons bien, disons vrai.

Economie

MIKOROSY FAHANA NY FIRENENA KA KENDA ROROKA NY VAHOAKA

MIKOROSY FAHANA NY FIRENENA KA KENDA ROROKA NY VAHOAKA

Io no azo ilazana ny zava-misy eo amin’ny tanindrazantsika ankehitriny. Araka ny  fanadihadiana iraisam-pirenena tokoa mantsy, dia i Madagasikara no…

L`huile lourde en quête de marché

L`huile lourde en quête de marché

Secteur pétrolier: L`huile lourde en quête de marché L`injection de vapeur qui a débuté en avril à Tsimiroro vise à…

Ny fahorian’ny sasany no fifalian’ny hafa

Ny fahorian’ny sasany no fifalian’ny hafa

Raharaha ihany ity fiainana ity, hoy ny filazan’ny maro. Hevero ange fa fahavoazana iray lavaka ( hoy ny fitenenana )…

Mtotongana ny vokatra malagasy

Mtotongana ny vokatra malagasy

Vao tsy ela akory izay no tsy noraisin’ny reunionnais ny voatabia avy aty amintsika. Mampiahiahy tokoa ny toe-javatra toy izany…

Fanondranana an-tsokosoko

Fanondranana an-tsokosoko

Vao tsy ela akory izay ny tompon’andraikitra voalohany ao amin’ny Minisiteran’ny harena an-kibon’ny tany no nilaza fa MAHAMENATRA raha toa…

Latsaka an-davaka lalina ny TOE-KARENA

Latsaka an-davaka lalina ny TOE-KARENA

Ny krizy politika LAVARENY eto Madagasikara no nahalatsaka an-davaka lalina ny toe-karena. Ary vokatr’izany dia mitondra faisana ny vahoaka, indrindra…

MIHARATSY NY TOE-KARENA MALAGASY

MIHARATSY NY TOE-KARENA MALAGASY

Vao tsy ela akory tamin’ity taona ity no niisintaka niala teto Madagasikara ny FMI na ny Tahirim-bola iraisam-pirenena ary dia…